Jeremia 13:23 MG1865

23 Moa mahova ny hodiny va ny Etiopiana, ary ny leoparda va mahova ny sorany? Raha izany, dia mahazo manao tsara koa ianareo izay efa zatra nanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:23 amin'ny teny manodidina.