Jeremia 14:17 MG1865

17 Koa lazao aminy izao teny izao: Ny ranomasoko hijononoka andro aman'alina ka tsy hitsahatra; Fa ny oloko, zanakavavy virijina, naratra mafy dia mafy tamin'ny kapoka maharary indrindra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:17 amin'ny teny manodidina.