Jeremia 14:18 MG1865

18 Raha mivoaka any an-tsaha aho, dia indreny ny matin-tsabatra! Ary raha miditra ao an-tanàna kosa aho, dia indreo ny anan'ny mosary! Eny, ny mpaminany sy ny mpisorona dia mirenireny mankamin'ny tany tsy fantany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:18 amin'ny teny manodidina.