Jeremia 14:19 MG1865

19 Efa narianao tokoa va Joda? Efa naharikoriko ny fanahinao va Ziona? Nahoana no dia mamely anay Hianao, ka efa tsy mety sitrana izahay? Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nahita asa, ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:19 amin'ny teny manodidina.