Jeremia 14:2 MG1865

2 Misaona ny Joda, ary mitanondrika ny vavahadiny; Mitafy lamba fioriana izy ka mipetraka amin'ny tany; Ary miakatra ny fitarainan'i Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:2 amin'ny teny manodidina.