Jeremia 14:3 MG1865

3 Ny lehibeny maniraka ny madinika hantsaka rano; Dia tonga any amin'ny lavaka famorian-drano ireny, nefa tsy mahita rano ka miverina mitondra loha mody; Menatra sy mangaihay izy ka misaron-doha.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:3 amin'ny teny manodidina.