21 Noho ny amin'ny anaranao dia aza arianao izahay; Aza atao ho tsinontsinona ny seza fiandrianan'ny voninahitrao; Tsarovy, ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 14
Jereo Jeremia 14:21 amin'ny teny manodidina.