Jeremia 14:22 MG1865

22 Mba misy mahalatsaka ranonorana va ireny sampin'ny jentilisa ireny? Na mahay mandatsaka ranonorana mivatravatra va ny lanitra? Fa tsy Hianao ihany va no Izy, ry Jehovah Andriamanitray ô? Koa manantena Anao izahay, satria Hianao no nanao ireo zavatra rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:22 amin'ny teny manodidina.