Jeremia 15:10 MG1865

10 Lozako, ry neny, ny niterahanao ahy, Izay lehilahy ilana ady sy fifandirana eny amin'ny tany rehetra! Tsy nampanàna vola aho, ary tsy nisy nanàna vola tamiko, nefa ozonin'ny olona rehetra ihany aho.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:10 amin'ny teny manodidina.