Jeremia 15:9 MG1865

9 Izay niteraka fito dia mihaosa, miala aina izy, milentika mbola antoandro ny masoandrony, menarina sy mangaihay izy; Ary izay sisa aminy dia hatolotro ho voan'ny sabatra eo anoloan'ny fahavalony, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:9 amin'ny teny manodidina.