Jeremia 15:8 MG1865

8 Ny mpitondratenany mihamaro eo imasoko mihoatra noho ny fasika any an-dranomasina; Mitondra mpandringana ho ao aminy Aho handripaka ny renin'ny zatovo, na dia mitataovovonana aza ny andro; Ataoko tonga tampoka aminy ny fanaintainana sy ny tahotra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:8 amin'ny teny manodidina.