Jeremia 15:15 MG1865

15 Hianao no mahalala, Jehovah ô; Tsarovy aho, ka vangio, ary valio izay manenjika ahy; Aza dia mandefitra aminy Hianao, fandrao ho afaka ny aiko; Aoka ho fantatrao fa noho ny aminao no nitondrako latsa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:15 amin'ny teny manodidina.