Jeremia 15:16 MG1865

16 Hitako ny teninao ka nohaniko, ary ny teninao no fifaliako sy firavoravoan'ny foko; Fa nantsoina tamin'ny anaranao aho, Jehovah, Andriamanitry ny maro ô.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:16 amin'ny teny manodidina.