Jeremia 15:17 MG1865

17 Izaho tsy nipetraka na nifaly teo amin'ny fivorian'ny mpikorana, nitoetra irery aho noho ny fihazonan'ny tananao ahy, fa nofenoinao fahatezerana aho.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:17 amin'ny teny manodidina.