Jeremia 15:18 MG1865

18 Nahoana re no dia tsy mety mitsahatra ny faharariako, ary fatratra ny feriko ka tsy mety sitrana? Ho tonga amiko tahaka ny rano-trambo va Hianao, dia rano tsy azo itokiana?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:18 amin'ny teny manodidina.