Jeremia 18:14 MG1865

14 Hitsahatra tsy ho eo amin'ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan'i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin'ny tany hafa?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:14 amin'ny teny manodidina.