Jeremia 18:15 MG1865

15 Fa efa nanadino Ahy ny oloko, ka ho an'ny sampy no nandoroany ditin-kazo manitra; Ary nanafintohina azy teo amin'ny lalany ireny; dia ny lalana fahagola, handehanany amin'ny sakeli-dalana madinika, dia amin'ny lalana tsy voavoatra,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:15 amin'ny teny manodidina.