Jeremia 20:11 MG1865

11 Kanefa Jehovah momba ahy toy ny lehilahy mahery mahatahotra, ary noho izany dia ho tafintohina ny mpanenjika ahy ka tsy haharesy; Ho menatra indrindra izy, satria tsy hendry. Fahamenarana mandrakizay izay tsy hohadinoina izany!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 20

Jereo Jeremia 20:11 amin'ny teny manodidina.