Jeremia 20:12 MG1865

12 Fa Hianao, Jehovah, Tompon'ny maro ô, Izay mamantatra ny marina ka mizaha toetra ny voa sy ny fo ho hitako ny famalianao azy, fa aminao no efa nanankinako ny adiko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 20

Jereo Jeremia 20:12 amin'ny teny manodidina.