8 Fa na oviana na oviana no itenenako, dia tsy maintsy mitaraina aho, eny, miantso aho hoe: Loza sy fandravana! Fa ny tenin'i Jehovah dia atao fanakorana sy fihomehezana ahy isan'andro.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 20
Jereo Jeremia 20:8 amin'ny teny manodidina.