9 Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin'ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin'ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 20
Jereo Jeremia 20:9 amin'ny teny manodidina.