Jeremia 22:10 MG1865

10 Aza mitomany ny maty ianareo, na misaona azy; Mitomania dia mitomania noho ilay efa lasan-ko babo; Fa tsy hiverina intsony izy, na hahita ny tany nahaterahany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:10 amin'ny teny manodidina.