Jeremia 22:11 MG1865

11 Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'i Saloma, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an'i Josia rainy, saingy efa niala tamin'ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:11 amin'ny teny manodidina.