Jeremia 22:22 MG1865

22 Ny mpitondra anao rehetra ho paohin'ny rivotra, ary ireo tia anao ho lasan-ko babo, eny, ho menatra sy hangaihay tokoa ianao noho ny haratsianao rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:22 amin'ny teny manodidina.