Jeremia 22:23 MG1865

23 Ry ilay mponina any Libanona, izay manao ny akaninao eny amin'ny sedera, indrisy ny fisentoanao, raha iharan'ny faharariana ianao, toy ny fanaintainan'ny vehivavy raha miteraka!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:23 amin'ny teny manodidina.