Jeremia 23:12 MG1865

12 Koa dia ho toy ny lala-malama amin'ny aizim-pito ny lalany; Haronjina izy, ka dia ho potraka ao; Fa hahatonga loza aminy Aho amin'ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:12 amin'ny teny manodidina.