Jeremia 23:11 MG1865

11 Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; Na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:11 amin'ny teny manodidina.