10 Fa feno mpijangajanga ny tany; Ary noho ny ozona no isaonan'ny tany, efa maina ny kijana any an-efitra; Ary efa ratsy ny fanaon'ny olona, sady ny tsi-fahamarinana no heriny.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 23
Jereo Jeremia 23:10 amin'ny teny manodidina.