Jeremia 23:9 MG1865

9 Ny amin'ireo mpaminany. Montsamotsana ato anatiko ny foko, mangozohozo ny taolako rehetra, toy ny olona mamo aho, ary toy ny lehilahy leon-divay, noho ny amin'i Jehovah sy noho ny teniny masina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:9 amin'ny teny manodidina.