Jeremia 23:16 MG1865

16 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Aza mihaino ny tenin'ny mpaminany izay maminany aminareo, fa manadala anareo ireo; Ny fahitana avy ao am-pony ihany no lazainy, fa tsy izay aloaky ny vavan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:16 amin'ny teny manodidina.