Jeremia 23:17 MG1865

17 Milaza mandrakariva amin'izay manamavo Ahy izy hoe: Jehovah nanao hoe: Hahita fiadanana ianareo, ary amin'izay rehetra mandeha araka ny ditry ny fony hoe: Tsy hisy loza hanjo anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:17 amin'ny teny manodidina.