Jeremia 23:18 MG1865

18 Fa iza moa no efa isan'ny mpihevitra teo amin'i Jehovah ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:18 amin'ny teny manodidina.