Jeremia 23:2 MG1865

2 Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ireo mpiandry izay miandry ny oloko: Hianareo efa nampihahaka ny ondriko sy nandronjindronjina azy, fa tsy nanolokolo azy; Koa, indro, hovaliako ianareo noho ny faharatsian'ny ataonareo, hoe Jehovah

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:2 amin'ny teny manodidina.