Jeremia 23:3 MG1865

3 Ary Izaho hanangona ny ondriko sisa avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy ka hampodiko ho any amin'ny saha niandrasana azy, dia hitombo sy hihamaro izy

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:3 amin'ny teny manodidina.