Jeremia 23:21 MG1865

21 Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho, kanefa nidodododo ihany izy, tsy niteny taminy Aho, kanefa naminany ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:21 amin'ny teny manodidina.