Jeremia 23:22 MG1865

22 Fa raha isan'ny mpihevitra teo amiko izy, dia ho nitory ny teniko tamin'ny oloko izy ka namerina azy hiala tamin'ny lalany ratsy sy tamin'ny faharatsian'ny nataony.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:22 amin'ny teny manodidina.