Jeremia 23:32 MG1865

32 Indro, hasiako izay maminany nofy lainga, hoy Jehovah, ary milaza izany ka mampivily ny oloko amin'ny laingany sy ny fandokafany tena; Nefa Izaho tsy naniraka azy na nandidy azy tsinona, ka dia tsy mahasoa ity firenena ity akory izy, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:32 amin'ny teny manodidina.