Jeremia 23:33 MG1865

33 Ary raha manontany anao ity firenena ity, na ny mpaminany, na ny mpisorona, ka manao hoe: Inona no entan'i Jehovah? Dia ataovy aminy hoe: Ny amin'ny entana hariako ianareo, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 23

Jereo Jeremia 23:33 amin'ny teny manodidina.