Jeremia 25:12 MG1865

12 Ary rehefa tapitra ny fito-polo taona, hoy Jehovah, dia hovaliako kosa ny mpanjakan'i Babylona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin'ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:12 amin'ny teny manodidina.