Jeremia 25:13 MG1865

13 Ary hotoviko amin'izany tany izany ny teniko rehetra, izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin'ity boky ity, izay novinanin'i Jeremia hamely ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:13 amin'ny teny manodidina.