Jeremia 25:14 MG1865

14 Fa ireo kosa indray dia hampanompoin'ny firenena maro sy ny mpanjaka lehibe, ary hovaliako araka ny ataony sy araka ny asan'ny tànany avy izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:14 amin'ny teny manodidina.