Jeremia 25:27 MG1865

27 Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro. Andriamanitry ny Isiraely: Misotroa ianareo, ka mimamoa, sy mandoava, ary mianjerà, ka aza miarina intsony noho ny sabatra izay hampameleziko anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:27 amin'ny teny manodidina.