Jeremia 25:28 MG1865

28 Ary raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy, dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Tsy maintsy misotro ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:28 amin'ny teny manodidina.