Jeremia 25:29 MG1865

29 Fa, indro, ao amin'ny tanàna izay efa niantsoana ny anarako aza no nanombohako ny fahatongavana loza, ka ho afaka va ianareo? Tsy ho afaka mihitsy ianareo, fa hiantso sabatra Aho hamelezana ny mponina rehetra amin'ny tany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:29 amin'ny teny manodidina.