Jeremia 25:37 MG1865

37 Ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:37 amin'ny teny manodidina.