Jeremia 25:38 MG1865

38 Nandao ny fiereny toy ny liona tanora izy; Fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan'ny mpampahory sy noho ny firehetan'ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 25

Jereo Jeremia 25:38 amin'ny teny manodidina.