Jeremia 26:12 MG1865

12 Dia nilaza tamin'ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra Jeremia hoe: Jehovah no naniraka ahy haminany izay rehetra efa renareo ny amin'ity trano sy ity tanàna ity.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:12 amin'ny teny manodidina.