Jeremia 26:13 MG1865

13 Koa ankehitriny ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, ary mihainoa ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo; fa hanenenan'i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezana anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:13 amin'ny teny manodidina.