Jeremia 26:14 MG1865

14 Fa ny amiko, dia, indro, efa eto an-tananareo aho; koa ataovy amiko izay ataonareo ho mety sy marina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:14 amin'ny teny manodidina.