Jeremia 26:19 MG1865

19 Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an'i Jehovah va izy ka nifona tamin'i Jehovah, ka dia nanenenan'i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin'ny tenantsika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 26

Jereo Jeremia 26:19 amin'ny teny manodidina.